|
|
|
|

Entry1  namany andava-bitsika
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  amany, lava-bitsika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany)
Vocabulary  5  Health

Updated on 2024/12/07